\v 12 Izy hagnatoro an'nareo efitragno agnambon-dregna geda misy fanaka. Ataovy akao ny fagnomagnana." \v 13 Ka de nnde zareo, ary natazagna ny ra daôly araka ze nokoragniny tamin-jareo. Ary nagnomana ny sakafon'ny Paska zareo.