plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/07.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 7 Tonga ny andron'ny mofo tsisy masirasira, ze tsy maintsy hagnanôvana sorogna ny zanak'ondrin'ny Paska.\v 8 Jesosy nagniraka an'i Petera sy Jaona, nagnano hoe: "Mandiana ary homagno ho antsikana ny sakafon'ny Paska, mbô afahantsika mihinana an'zany." \v 9 Zareo nagnontay an'Azy hoe: "Aiza no tenao hagnanôvanay ny fagnomanana?"