plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/33.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 33 Nitsangana zareo tamin'io ora io, ka niverigna taigny Jerosalema. Nahita reo raika ambefolo niara-nivory zareo, sy reo ze niaraka tamin-jareo,\v 34 nitare hoe: "Ny Tompo de nitsangana tokoa, ary nibôgna tamin'i Simona." \v 35 Ka nolazain-jareo ze ra nitranga taigny an-dàlana, sy ny fomba nibôgnan'i Jesosy tamin-jareo tamin'ny fanapahana an-le mofo.