plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/25.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 25 Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Ry leila adala sy votsa saigna ze tsy mino reo daôly vôlazan'ny mpaminagny! \v 26 Tsy tokony hihatra amin'i Kristy ma ny nijaly tam'regny ra regny, ka hiditra aigny amin'ny voninahiny?"\v 27 Ary nanomboka tamin'i Mosesy ka hatramin'ny mpaminany daôly, de nadikan'i Jesosy tamin-jareo tao amin'ny Soratra Masina ny momba ny Tenany.