plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/22.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 22 Nefa kô, ny vevavy sasagny tamin'ny namanay de navarena an'nay, ze taigny amin'ny fasagna vô ampalakeka. \v 23 Rafa tsy nahita ny vatany zareo, de avy, nitare fa zareo kô de nahita fahitana anjely ze nilaza fa velona Izy. \v 24 Ny leila sasagny ze niaraka taminay de nande taigny amin'ny fasagna, ary nahita zany araka ze vôlazan'reo vevavy. Saingy tsy nahita an'Azy zareo."