plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/11.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 11 Fa zany hafatra zany de ôtran'ny tsisy varagny tam'reo apostoly, ka tsy nino reo vevavy zareo. \v 12 Kanefa nitsangana Petera, de nihazakazaka nankaigny amin'ny fasagna, ary niondrika sy nijery tao, de nahita reo lambam-paty nitokana. Ary Petera nody taigny an-dragnony, nagnontany tegna ny am'ze ra nitranga.