plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/01.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 1 Ny ampalakeka tamin'ny andro vôlôgn'ny herignandro, de nankaigny amin'ny fasagna zareo, nitondra reo ra-magnitra ze nokarakarain-jareo. \v 2 Tazagn-jareo nikodia lavitry ny fasagna le vato. \v 3 Niditra takao zareo, kanefa tsy nahita ny vatan'ny Tompo Jesosy.