plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/56.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 56 Nisy mpanompo vavy raika natazagna an'azy raha nipetraka takeo amin'ny fazavan'ny afo izy, ary nijery mahitsy an'azy sy nitare hoe: "Ty leila ty kô niaraka tamin'Azy."\v 57 Fa Petera nandà an'zany, nitare hoe: "Ry vevavy, tsy fantatro Izy." \v 58 Afaka kelikely de nisy ôla hafa natazagna an'azy, ary nitare hoe: "Anao kô raika amin-jareo." Fa Petera nitare hoe: "Ry leila, tsy izy za."