plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/28.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 28 Fa anareo no ôla ze nanohy niaraka taminà takao amin'ny fakam-panahy nianjady taminà. \v 29 Ameko fanjakana anareo, salan'ny Raiko kô ze nagnome fanjakana Anà, \v 30 mbô ho afaka hihinana sy hisotro akeo an-databatro aigny amin'ny fanjakako anareo, ary hipetraka akeo amin'ny seza fendrianana hitsara ny fokon'ny Israely rombefolo anareo.