plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/14.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 14 Rafa tonga ny fotôna, de nipetraka niaraka tam'reo Apostoly Izy. \v 15 De nitare tamin-jareo Izy hoe: "Nagniry mafy ny hihinana ty Paska ty miaraka aminareo Za melôhan'ny hijaleko. \v 16 Fa lazaiko aminareo, tsy hihinana an(ty tsony Za, mandra-patanterak'zany aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra."