plt-x-sihanaka_luk_text_reg/22/01.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 1 Ary efa antomotra ny Firavoravoana amin'ny mofo tsisy masirasira, ze antsovina hoe Paska. \v 2 Niady hevitra reo lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanora-dalàna ny amin'ny fomba afahan-jareo mamono an'i Jesosy, satria natatra ny ôla zareo.