plt-x-sihanaka_luk_text_reg/21/25.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 25 Hisy famantarana aigny amin'ny masoandro, aigny amin'ny volana, sy aigny amin'ny kintana, ary eto an-tany. Ho tra-pahorena reo firenena, hitaintaina non'ny eron-dranomasina sy reo onja. \v 26 Hisy leila ho toran'ny tatra sy ny fendrasana reo ra ze ho avy aketo an-tany. Fa ho vôhozongozona ny herin'ny lagnitra.