plt-x-sihanaka_luk_text_reg/21/20.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 20 Rafa tazagnareo vôdidina miaramila i Jerosalema, de fantaro fa efa akeky ny faravany. \v 21 De aoka reo ze aigny Jodia hilefa aigny an-tanety, ary aoka reo ze aigny ampovôn'ny tanàna hiala, ary aza avela hiditra akao reo ze aigny ambanivoitra. \v 22 Fa reo no andron'ny valifaty, mba ho tanteraka reo ra daôly efa vôsoratra.