plt-x-sihanaka_luk_text_reg/21/07.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 7 Ka nagnontany an'Azy zareo, nagnano hoe: "Ry mpampianatra, rôvigna reo ra reo no hitranga? Ino no famantarana rafa hitranga reo ra reo?" \v 8 Jesosy namaly hoe: "Mitandrema mba tsy ho vôfitaka nareo. Fa betsaka no ho avy amin'ny agnarako, hagnano hoe: "Za no izy," ary, 'Efa akeky ny fotôna." Aza magnaraka an'azy reo. \v 9 Rafa mareigny ady sy fikomina anareo, de aza mihorohoro, fa reo ra reo de tsy maintsy hibôgna alô, fa ny farany de tsy hitranga eo no eo.'