plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/45.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 45 Teo agnatrehan'ny ôla daôly de nitare tamin'ny mpianany Izy nagnano hoe: \v 46 'Mitandrema ny amin'ny mpanora-dalàna, ze magniry hande miaraka amin'ny akanjo lava mirebareba, sy te arabaina manokana aigny an-tsena, sy mipetraka amin'ny seza vôlôny akao agnaty Synagoga, ary ny tôrana vôlôny amin'ny fanasana. \v 47 Zareo kô de mandany ny tragnon'reo mpitondra-tegna, ary magnano vavaka lavaregny ho fisehosehona. Ny leila ôtran'zany de ahazo fagnamelôna gedabe mitsy.