plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/34.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 34 Jesosy nitare tam-jareo hoe: Reo zanak'izao tontolo zao de mampaka-bady sy ampakarina. \v 35 Fa reo ze hita am'zao andro zao fa mendrika ny handray ny fitsaganana amin'ny maty de tsy hampaka-bady na hampakarina. \v 36 Tsy ho foaty intsony zareo, satria mitovy am'reo anjely sy reo zanak'Andriamanitra, ze zanaky ny fitsanganana amin'ny maty.