plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/29.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 29 Nisy mpirahala fito ary ny vôlôny nanambady ary maty tsy nanan-janaka, \v 30 ary ny faharoa kô ôtran'zany. \v 31 Nampakatra an'azy ny fatelo, ary salan'zany avokoa izy fito samy tsy manan-janaka ary maty. \v 32 Tafaran'zany de maty kô le vevavy. \v 33 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, ho vadin'iza ary izy? Fa samy efa nanambady an'azy izy fito."