plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/27.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 27 Rafa tonga teo amin'Azy ny sasagny tam'reo Sadoseo, reo ze mitare fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, \v 28 nagnotany an'Azy zareo, nagnano hoe: Mpampianatra ô! Mosesy de nanoratra ho antsika fa raha maty sy rahalan'ny leila raika, manam-bady, ary tsy manan-janaka, de tokony haka vady an'le vadin-drahalany le leila, ary hagnome zanaka ho an'ny rahalany.