plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/25.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 25 Ozy Izy tam-jareo hoe: No zany ameo an'i Kaisara ze an'i Kaisara ary an'Andriamanitra ze an'Andriamanitra." \v 26 Tsy nahita lesoka tam'ze nolazainy teo agnatrehan'ny vahôka zareo, fa de tofoka tamin'ny valin-teniny ka nangigna.