plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/19.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 19 Ka de nitady hisambotra an'Azy tamin'io fotôna io reo mpanoradalana sy reo mpisorogna, fa fantratr'zareo fa nolazainy io fagnoharana io hanoitra an'azy reo. Kanefa natatra ny vahôka zareo. \v 20 Teo am-pandinihina an'Azy tsara de nandefa mpitsikilo mody ho marina zareo, mba afahan-jareo mahita lesoka amin'ny ze notaraviny, ka hagnolorany an'Azy akeo amin'ny fanapana sy ny faefan'ny governora.