plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/09.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 9 Nitineniny tamin'ny vahôka zao fagnoharana zao. "Nisy leila raika nanagna tanim-bôloboka, nampanofa an'zany tamin'ny mpamboly vôloboka, ary hande taigny amin'ny firenena hafa nandritra ny fotôna ela izy. \v 10 Tamin'ny fotôna nifagnomezana de nandefa mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka, fa tokony hagnome an'azy ny vokatry ny tanim-bôloboka zareo. Notarôn'reo mpamboly anefa izy, ary nalefany niverigna tagnam-polo."