plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/43.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 43 Fa ho avy aminao reo andro, ze hananganan'ny fahavalonao manda magnodidigna an'nao, ary hanodidigna an'nao, ary hanery an'nao amin'ny lafiny daôly.\v 44 Zareo de handavo an'nao amin'ny tany miaraka amin'ny zanakao. Tsy hamela na de vato raika mifanovogna aza zareo, satria anao tsy nafantatra zany fony Andriamanitra niezaka ny hamonjy an'nao."