plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/37.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 37 Ary rafa nagnakaiky an'le tôrana fidirana amin'ny tendrombotr'Oliva Izy, de nagnomboka nifaly reo mpianany maro be ary nidera an'Andriamanitra tamin'ny feo mafy nohon'ny asa lehibe daôly ze hitan-jareo,\v 38 nitare hoe: "Deraina anie ny mpanjaka ze avy amin'ny agnaran'ny Tompo! Fiadanana aigny an-dagnitra ary voninatra aigny amin'ny avo ndrindra!"