plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/32.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 32 Reo ze niràna de nande ary natazagna le zana-boriky araka ny nolazain'i Jesosy tamin-jareo. \v 33 Raha teo am-pamahana ny zana-boriky zareo, de ozy reo tompony tamin-jareo hoe: "Magnino ma no vahanareo ny zana-boriky?"\v 34 Nitare zareo hoe: "Misy ilàn'ny Tompo an'azy." \v 35 Nentin-jareo taigny amin'i Jesosy zany, ary napetrak'zareo takeo ambonin'ny zana-boriky ny lambany ary nametraka an'i Jesosy teo amboniny. \v 36 Raha nande igny Izy, de novelarin-jareo takeo amin'ny lalana ny lamban-jareo.