plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/29.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 29 Ary nony tonga takeo ankekin'i Betifaga sy Betania Izy, takeo amin'ny tendrombotra antsovina hoe Oliva, de nagniraka ny rôy tam'reo mpianany Izy, \v 30 nitare hoe: "Mandiana aigny amin'ny tanàna magnaraka. Rafa miditra anareo, de hatazagna zana-boriky raika mbôla tsy nitikinan'ôla mintsy. Vahao zany de ento aty aminà. \v 31 Raha misy magnontany an'nareo hoe: 'Magnino ma no vahanareo io?' de lazao hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo an'azy.'