plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/08.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 8 Nitsangana Zakaiosy ka nitare tamin'ny Tompo hoe: "Jereo, ry Tompo, ny antsasaky ny fananako de ameko ho an'ny mahantra, ary raha ôtra ka nisy ra nagnambakako ôla, de honerako avo efatra heny."\v 9 Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Gniany ny famonjena no tonga akato am'ty tokantragno ty, satria izy kô de zanak'i Abrahama. \v 10 Fa ny Zanak'ôla de tonga mbô hitady sy hamonjy ny very."