plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/05.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 5 Nony tonga takeo am'le tôrana Jesosy, de niandrandra Izy ka nitare tamin'azy hoe: "Ry Zakaiosy, midigna malaky, fa gniany de tsy maintsy hijanona akao an-dragnonao Za." \v 6 De nidigna malaky izy ary nandray an'Azy tam-pifalena. \v 7 Rafa natazagna zany ny daôly, de nitaraina avokoa, nitare hoe: "Niditra hitsidika leila ze mpanota Izy."