plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/30.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v 30 De ôtran'zany kô ny amin'ny andro hibôgnan'ny Zanak'Ôla. \v 31 Am'zany andro zany, aza avela hiditra hiaka reo entany ho aigny avelan'ny tragno ze aigny amin'ny tampon-tragno; ary aza avela hiverigna ze aigny an-tsaha.