plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/28.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 28 Salan'ze nitranga tamin'ny andron'i Lota - nihinana sady nisotro zareo, nividy sy nivarotra, namboly sy nagnano tragno. \v 29 Fa tamin'ny andro ze nivoahan'i Lota avy tao Sodoma, de afo sy solifara no nilatsaka avy taigny an-dagnitra ka nandringana an'azy daôly.