plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/25.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 25 Fa vôlôny de tsy maintsy hijaly am'ra maro Izy ary ho lavin'ty taranaka ty. \v 26 Salan'ze nitranga tamin'ny andron'i Noa, no hibôgna kô amin'ny andron'ny Zanak'Ôla. \v 27 Nihinana zareo, nisotro, nanambady, natolotra ho ampakarina, mandra-peven'ny andro ze nidiran'i Noa takao amin'ny sambofiara - ary tonga ny safo-dragno ka nandringana an'azy daôly.