plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/22.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 22 Ozy tam'reo mpianatra: "Avy ny andro hagnirinareo ny hahita ny raika amin'ny andron'ny Zanak'Ôla, fa tsy hahita an'zany anareo. \v 23 Ary zareo de hitare aminareo hoe: "Jerevo, ery! Jerevo, ety!" Fa aza mivôka na magnenjika an-jareo. \v 24 Fa salan'ny tselatra mamiratra mazava rafa mitaratra avy aigny amin'ny ilany ny lagnitra ka hatraigny amin'ny ilany raika, de ôtran'zany ny Zanak'ôla amin'ny androny.