plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/09.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 9 Tsy misaotra an'le mpanompo izy satria nagnano reo ze nibaikona an'azy izy, se misaotra ma izy? \v 10 Na de anareo kô aza, rafa navita an'reo ra daôly ze nandidena an'nareo anareo, de tokony hitare hoe: "Zahay de mpanompo tsy mendrika. Ze tokony nataonay fôgna no nataonay."