plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/27.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 27 Le leia mpanan-karena nitare hoe: "Mengavy an'nao za, ry Abrahama Ray, mba hagnirahanao an'azy ho aigny an-tragnon-draiko, \v 28 fa managna rahalà dimy za mba afahany mampitandrina an'jareo, nony taotra ny hatongavan'jareo aty am'ty tôran'ny fijalena ty ihany kô."