plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/19.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 19 Ary nisy mpanan-karena raika ze nenkanjo voloparasy sy rongony magnify ary nankamamy isan'andro ny harem-beny. \v 20 Nisy mpangataka raika antsovina hoe: Lazarosy nipetra teo amin'ny vavahadiny, tototra fery, \v 21 ary nagniry mba hinana ze latsaka avy akeo ambony latabatr'le leila mpanan-karena. Fa na ny alika aza tonga sy nilelaka ny feriny.