plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/16.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 16 Ny lalàna sy reo mpaminagny de nisy de nisy mandra-piavin'i Jaona. Efa hatramin'zany fotôna zany, no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny tsiraikaraika de niezaka nagnitsy ny lalany ho am'zany. \v 17 Fa moramora koko ny hafôgna ny lagnitra sy ny tany nony soratra kely indrindra akao amin'ny lalàna ho tonga tsy manan-kery.