plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/14.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 14 Ary ny Fariseo, ze te vola, rafa nareigny an'zany ra daôly zany, de nagnano tsinotsinona an'Azy izy reo. \v 15 Nitare tam'jareo Izy hoe: "Enao de magnamarina ny tegnanareo akeo amason'ny ôla, fa Andriamanitra malala ny fonareo. Fa ze hasandratra akeo amin'ny ôla de hankalaina akeo amason'Andriamanitra.