plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/10.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 10 Ze matoky amin'ny kely indrindra de matoky amin'ny betsaka kô, ary ze tsy marina amin'ny kely indrindra de tsy marina amin'ny betsaka kô. \v 11 Raha tsy matoky amin'ny fampesana vola tsy marina nareo, iza no hatoky an'nareo amin'ny harena marina? \v 12 Raha tsy matoky amin'ny fampesana ny volan'ny ôla hafa nareo, iza no hagnome vola an'nareo manokana?