plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/05.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 5 Avy akeo le mpitan-draraha nagnantso ny tsiraikaraika tam'reo mpitrosan'ny tompony, ary de nagnontany le vôlôny izy hoe: 'Ôtrinina ny anagnan'ny tompoko aigny aminao?" \v 6 Nitare izy hoe: "Menaka oliva zato litatra." Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasina, mipetra malaky, ary dimampolo soratana." \v 7 Ary avy akeo le mpitantana niteny tamin'ny raika hoe: "Ôtrinina ny trosanao?" Niteny izy hoe: 'Vary zato famarana.' Niteny tamin'azy izy hoe: "Raiso ny taratasinao, ary sorato hoe valopolo."