plt-x-sihanaka_luk_text_reg/16/01.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 1 De ozy ko Jesosy tam'reo mpianany hoe: Nisy leila mpanan-karena raika nanagna mpitantana, ary notanterina taigny amin'azy fa io mpitantana io no nandany ny fanagnany daôly. \v 2 Ka nampagnantso an'azy le leila mpanan-karena ary nitare tam'azy hoe: "Ino zany reigniko momba an'nao zany? Magnomeza tatitra momban'ny asa fitantanana, fa enao tsy ho afaka ho mpitandri-panagnana tsony.'