plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/31.txt

1 line
279 B
Plaintext

\v 31Ozy le rainy tamin'azy hoe: "Anaka, anao de miaraka aminà fôgna, ary ze anà daôly de an'nao. \v 32 Kanefa mety amintsika ny mikoragna sy mifaly, satria ty zandrinao ty de efa maty ary am'zao fotôna zao de velona ndre, ary efa very, ary am'zao fotôna zao de hita ndre."