plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/28.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 28 Sosy le lahimatoa, ary tsy nety niditra, de nivôka ny rainy, ary nengavy an'azy. \v 29 De namaly le lahimatoa ary nitare tamin'ny rainy hoe: Zahao efa an-taonany maro no nanompoako an'nao, ary mbola tsy nandika ny fifihezanao za, ary enao tsy mbola nagnome na de zanak'osy nafako nikoragna niaraka tam'reo namako, \v 30 kanefa rafa tonga ny zanakao là, ze nandany ny fanagnanao tamin'ny mpivaro-tegna, de novononao ho an'azy le zanak'omby nifahy."