plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/25.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 25 Ary le lahimatoany de taigny an-tsaha. Nony avy ary nagnatogna an'le tragno izy, de nareigny zava-magneno sy dihy. \v 26 Nagnantso raika tam'reo mpanompo izy ary nagnonatany an'azy hoe: Ino zany raha akao zany. \v 27 Le mpanompo nitare tam'azy hoe: Nody akao an-dragno ny ralanao ka novonoin'ny rainareo le zanak'omby matavy, satria tafaverigna sômantsara izy.'