plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/22.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 22 Le rainy nitare tamin'ny mpanompony hoe: "Alao malaky reo akanjo tsara, ka ampekanjo an'azy, ary aseo peratra ny tagnany, sy kiraro ny tongony. \v 23 Avy akeo alao le zanak'omby matavy ka vonoy zany. Andao tsika hifaly amin'ny fatongavany. \v 24 Satria ty zanako là ty de efa maty, ary de velona ndre. Very izy ary de hita ndre." Avy teo de nanomboka nikoragna zareo.