plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/15.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 15 Nande izy ka nikarama tamin'ny raika tam'reo mponina tao amin'io firenena io, ze nandefa an'azy taigny amin'ny tanim-boliny mba hiambina kisoa. \v 16 Te hinana mafy reo ahanin'reo kisoa izy, satria tsisy ôla nagnome an'azy na ino na ino.