plt-x-sihanaka_luk_text_reg/15/08.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 8 Iza no vevavy ze managna farantsa kely folo, raha very ny farantsa raika, no tsy andreitra ny jiro, hamafa ny tragno, ary hikaraka amim-pazotôgna mandra-pahitany an'zany? \v 9 Rafa hitany zany, de antsoviny daôly reo namany sy reo mpiara-monina amin'azy, ka hitare hoe: "Mifale mairaka aminà, fa hitako le farantsa kely raika ze very." \v 10 Salan'zany kô, Za milaza aminareo, misy fifalena akeo agnatrehan'ny Anjelin'Andriamanitra amin'ny mpanota raika ze mibebaka."