plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/34.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 34 Tsara ny sira, fa raha very ny tsiron'le sira, manakôry ma no hiverenany hasira ndray?\v 35 Tsisy ilàna an'azy eto an-tany na de ho zezika aza. Arena fotsiny zany. Ze manan-tsofina ho enti-mandregny, ôka izy hitaino."