plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/18.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 18 Izy daôly de nitovy saigna ary nanomboka nagnano felan-tsigny. Le vôlôny nitare tamin'azy hoe: 'Nividy saha za, ka tokony hivôka za ary hijery zany. Miala tsiny za.' \v 19 Ny raika hafa nitare hoe: 'Nividy omby folo za, ary ande hamantatra an-jareo. Miala tsiny za.' \v 20 Avekeo nisy leila raika hafa nitare hoe: "Vô avy nampaka-bady za, ary noho zany de tsy afaka ny ho akaigny za."