plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/10.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 10 Fa rafa asaina anareo, mandehana de mipitraha amin'ny tôrana ambany ndrindra, am'ze rafa mandalo akeo le nagnasa an'nao, de mety hitare an'nao izy hoe: 'Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony.' Ary avekeo de amem-boninatra anao akeo agnatrehan'reo ze daôly miray latabatra aminareo.\v 11 Fa reo ze manandra-tegna de hahetry, ary ze manetri-tegna de hasandratra."