plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/07.txt

1 line
487 B
Plaintext

\v 7 Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe:\v 8 "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. \v 9 Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra.