plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/01.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 1 Ary indray sabata, rafa nankao amin'ny tragnon'ny raika tam'reo mpitarika ny fariseo hihinana mofo Izy de nagnara-maso an'Azy ankeky zareo. \v 2 Indro, takeo agnolôny nisy leila raika ze nampijalen'ny edema. \v 3 Jesosy nagnontany reo manam-pahaizana amin'ny lalànan'ny Jiosy sy reo Fariseo hoe: "Azo atao ma ny magnasitrana amin'ny andro Sabata, se tsia?"